|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mahajanga
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Taimoro] soga

Entrée (2/3)4  Mahajanga
Partie du discours  5  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en français  6  [1.11]
7  [3.1] nom français: Majunga
Exemples  8  [2.471] Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy mahajanga aho.
9  [2.472] Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana mahajanga-Antananarivo.
Vocabulaire  10  Géographie: agglomérations
Mots élémentaires  11  maha~, janga
Illustrations 
12  13 

Entrée (3/3)14  Mahajanga
Partie du discours  15  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  16  [3.1] iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky
Vocabulaire  17  Politique
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  24  Les six provinces
Illustrations 
25  26 

Anagrammes  27  Mahajanga, mahajanga

Mis à jour le 2025/04/28