Entrée | 1 mahery an-joro |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany |
Mots élémentaires | 4 mahery, zoro |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |