|
|
|
|

Entrée1  maimbo fana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza ny fofona re amin' ny vehivavy vao terabao, na fofon' ny vary na hena nialina andro ka nohafanaina ny ampitso maraina
Mots élémentaires  4  maimbo, fana

Anagrammes  5  fanamaimbo, maimbo fana, mifanamboa

Mis à jour le 2025/01/21