|
|
|
|

Entrée1  maitso lafika
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza ny zaza fatra-panditsaka am-pandriana ka zary maitso hatrany amin' ny lafi-pandriana; ilazana ny ankizy mpivoaka am-pandriana (noho ny lafika na kidoro andriany tonga maitso fa lena lava)
Mots élémentaires  4  maitso, lafika

Mis à jour le 2024/12/07