|
|
|
|

Teny iditra1  maka sary
Singan-teny  2 maka, 3 sary
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fanaovana sary na soratsoratra mifandraika amin' ny zavatra iray; na mampiasa ny fakantsary. [1.1]

Fivaditsoratra  6 maka sary, 7 misaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12