|
|
|
|

Entrée1  mamakitratra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Halavan-drefy mitovy amin' ny fivelaran-tanana iray tonga hatreo amin' ny sasaky ny tratra (ny mamakitratra dia mitovy amin' ny indimin' ny zehy )
Explications en anglais  4  [1.7] a measure from the middle of the chest to the fingertips, about a yard
Explications en français  5  [1.4.fr#860, 1.8] yard
6  [1.8, 2.415#6695] une demi-brasse
7  [1.8] mesure du milieu de la poitrine au bout des doigts
8  [2.415#6695] de l' extrémité d' une main jusqu'au milieu de la poitrine, le bras étant déployé horizontalement.
Exemples  9  [2.366] Ary ny tafondro ao misy faharoa sy mamakitratra;
10  [2.366] Ary ny halavan'ny trano misy ny basy faha 57 sy mamakitratra, 345 dia;
11  [2.69] ary nony nanezaka ny sasany dia nahafaka faharoa, ary ny sasany faharoa sy mamakitratra, ary ny sasany fahatelo, etc.
Vocabulaire  12  Espace
Mots élémentaires  13  mamaky, tratra
Analogues  14  mamakytratra

Anagrammes  15  mamakitratra, mamaky tratra

Mis à jour le 2025/01/21