|
|
|
|

Entrée1  mamintana andro
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] mandainga fotoana (avy amin' ny teny hoe vintana: noheverin' ilay olona nifanaovana fotoana fa mifanohitra amin' ny vintany ilay andro nifanekena ka dia tsy tonga izy); tsy tonga amin'ny fotoana nifanaovana: Mahafinaritra fa tsy namintana andro ianao
Explications en anglais  4  [1.2] to be unpunctual at an appointed time. Chiefly used by the sovereign in thanking the people for their presence at an appointed kabary, as: tsy namintana andro ahy hianareo (You have not been unpunctual at the time (I appointed)
Explications en français  5  [1.3] manquer au rendez-vous, à l'appel: Tsy namintana andro ahy hianao (Vous avez été fidèle au rendez-vous)
Mots élémentaires  6  mamintana, andro

Mis à jour le 2024/12/07