|
|
|
|

Entrée1  mamohehatra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mampahita angano, loza: Mamohehatra ireo ankizy ireo
Manimba: Mamohehatra ny raharahako ny nataonao
4  [2.285#223] ahitana henatra
Explications en anglais  5  [1.2] (imp and rel not used). To injure, to hurt.
Exemples  6  [2.69#42] tompokolahy, izany ody ratsy izany, fandrao indray dia mamohehatra!
7  [2.4#46] Tsy maintsy tony tanteraka ny tena, ny fikoropahana sy ny fanao tsy voahevitra, matetika mamohehatra.
8  [2.470] Na dia mamy sy zary ilaofan-kanin-kotrana toy ny mahazatra aza ny ranondresy, dia poizina mamohehatra sy mamono aina
Radical  9  fohehatra
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mamohehatra

Anagrammes  15  mahahemotra, mamohehatra

Mis à jour le 2025/01/21