Entrée (1/2) | 1 mamotsotra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mamaha, manaboraka: Iza no namotsotra ity kofehy itỳ? Mitery (ombivavy): Lasa namotsotra omby any an-tsaha izy Manafaka gadra na mpanompo: Iza no mpanjakavavy namotsotra ny mpanompo raha mba fantatrao? Manala (ny fahotana): Nahazo lalana tamin' ny Tompo hamotsotra ny fahotana izy Miala, mamadika: Mahagaga fa namotsotra indray ny iray tamin' ireo nilatsaka hofidina |
Explications en anglais |
4 [1.7] to set free |
Explications en français |
5 [1.3] faire glisser entre les mains, ingurgiter, traire, nettoyer, enlever les feuilles en faisant glisser entre les doigts, les mains (figuré) affranchir un esclave, absoudre les péchés 6 [1.8] libérer, lâcher 7 [1.196] effeuiller, comme on le fait pour les rameaux du mûrier |
Radical | 8 votsotra |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 13 mamotsotra |
Partie du discours | 14 adjectif |
Explications en malgache |
15 [1.78] [Tambahoaka]
afa-jaza 16 [1.78] [Bezanozano] maty anaka 17 [1.78] [Tanala] afa-jaza, tsy mahavanon'anaka 18 [1.1] Enti-milaza biby miteraka ka tsy mahazo ny zanany: Namotsotra indray Ikalamavo |
Explications en français |
19 [1.3] qui avorte, se dit des animaux |
Exemples |
20 [2.996#22.021.010] Ny ombivaviny miteraka ka tsy mamotsotra. |
Radical | 21 votsotra |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |