|
|
|
|

Entrée1  mampivonto
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en français  3  [1.68] [Vezo] Gonfler
Exemples  4  [2.285] Toy ny saonjom-bazimba ny tsinhy : hadina manapaka angady, tataovina mahasola loha, andrahoaina mamaky takoboka, hanina mampivonto tenda, koa ialako tsinhy, ary avelako ho an' izay manetra azy, manhota sy manao ny tsa rariny.
Radical  5  vonto

Mis à jour le 2024/12/07