Entrée | 1 manaiky |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon' ny hafa: Manaiky ny lehibeny ny miaramila Mankasitraka, mankato: Manaiky ny hevitrao aho ~ Rehefa tsy miteny, hono dia manaiky, hoy ny tandrefana Mety: Tsy manaiky ny handeha izy Mandray: Tsy manaiky fanatitra na inona na inona izy Manome: Manaiky izay rehetra angatahin-Janany aminy Rasoa, hany ka nanjary mihanta be ny zanany Mitsotra, mibaboka: Tsy nanaiky ny helony ilay voampanga |
Explications en anglais |
4 [1.2] to assent to, to agree to, to grant, to consent, to confess, to own, to submit to, to surrender. The reduplicate is manaikinaiky. 5 [1.7] to agree; to obey; to profess a faith |
Explications en français |
6 [1.3#10] Comme maneky 7 [1.8] consentir; obéir; confesser sa foi |
Exemples |
8 [1.251#] Koa ianao aza manaiky hibaby ahy 9 [2.313#] miezaka mafy tsy manaiky ho resy |
Radical | 10 aiky |
Morphologie |
|
Analogues | 15 manoa |
Mots composés |
|
Titres |
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot manaiky |
Anagrammes | 25 amikina, manaiky, mañiaky, miakany, mianaky, mianika |
Mis à jour le 2025/04/25 |
![]() |