|
|
|
|

Entrée1  manaisotra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en anglais  3  [1.2]
4  [1.7] to remove, to clear off
Explications en français  5  [1.8] enlever, ôter
Exemples  6  [2.356#] Tsy ho azonay hatao intsony ny manaisotra ato aminay ny fakan 'ny fialonana.
7  [2.366#] Ary raha te-hanaisotra izy, manaisotra raha misy tsy tiany, fa ananany ny tany izany sy mahandriana azy.
Radical  8  aisotra
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Mots composés 

Anagrammes  13  amotsirana, manaisotra, matirosana

Mis à jour le 2025/01/21