Entrée | 1 manaja tena |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] tsy mampiseho toetra na fomba ratsy mety hanala baraka tena, fa vonona hitana ny laza soa ananana; io fomban-piteny io koa anefa dia enti-milaza ireo miolonolona tsy mety hihosinkosina amin' ny raharaha iraisana, fa toa mihatakataka |
Mots élémentaires | 4 manaja, tena |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |