Entrée | 1 manalalaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana Manalehibe, manitatra: Amin' ny herintaona vao manalalaka ny tranonay izahay Manisy elanelana: Manalalaka kokoa ny an-dalan-tsoratra Manaketraka, manalefaka: Vao tonga tao amin' ny fitondrana izy dia nanalalaka ny lalàna no nataony |
Explications en anglais |
4 [1.2] is used in Imerina for mandalaka 5 [1.7] to make wide, to make roomy |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] desserrer, élargir, rendre spacieux 7 [1.3] espacer, mettre à l'aise |
Exemples |
8 [2.996#] Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin' ny longoa nataony ihany izy |
Radical | 9 lalaka |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |