Entrée | 1 manaramody |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanafody manaraka ilay asiany ary mamono azy amin' ny farany |
Exemples |
4 [2.508#] ny haroka àty, ny tendry hatoka, ny tsongo dia raodia, ny manaramody, ny fehy tratra, ny vorika, ny voankanina, ny tadilava, ny vahimaika, ny mampandry, ny lahianio, ny ody fitia. |
Vocabulaire |
5 Santé |
Mots élémentaires | 6 manaraka, mody |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |