|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manato
Fototeny  2 nato
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandoko mena amin' ny hoditry ny nato. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to dye. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  mañato
Fototeny  11 ato
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 manatona. [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)14  manato
Fototeny  15 to
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 manamarina. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  18 amonta, 19 antoma, 20 manato, mañato, 21 mañota, manotà, manota, 22 matona, 23 tamano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10