Entrée (1/2) | 1 manatrika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay |
Explications en anglais |
4 [1.2] to face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses. 5 [1.7] to face, to meet face to face |
Explications en français |
6 [1.8] faire face; assister à |
Exemples |
7 [2.245#] Avia manatrika, avia manoioana. 8 [2.528#] manatrika an' Ilaidama ve ianareo? 9 [2.472] Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. 10 [2.470] Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. |
Radical | 11 atrika |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot manatrika |
Entrée (2/2) | 22 mañatrika |
Partie du discours | 23 verbe actif |
Explications en malgache |
24 [1.78] [Sihanaka]
mitahy, manampy |
Anagrammes | 25 anakitram, manakatry, mañakatry, manakitra, manakitrà, mañatrika, manatrika, mikatrana, natakarim |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |