Entrée | 1 manavasava |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mampihatakataka (olona na zavatra) mba handehanana, handrosoana: Tokony hanavasava ny ravina, hoy ny Ntaolo, hahitana ny fotony |
Radical | 4 savasava |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |