Entrée | 1 mandetsy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko |
Explications en anglais |
4 [1.7] to depress, to press down |
Explications en français |
5 [1.8] presser, déprimer |
Exemples |
6 [2.436#] mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; |
Radical | 7 letsy |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 mandetsy, manditse |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |