Entrée | 1 mandiso |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mahatonga hanao fahadisoana: Ny fitabataban' ireo ankizy ireo no nandiso ny marika nataoko Mahatonga ho tsy mahatratra (fotoana), mahatonga ho tsy mana-tanteraka (fanantenana): Nandiso fanantenana azy ilay zanany |
Explications en anglais |
4 [1.2] to err, to transgress, to offend, to miss, to cause to err, to lead into error 5 [1.7] to deceive, to mislead; to make something wrong |
Explications en français |
6 [1.8] tromper; induire en erreur |
Exemples |
7 [2.471] Ny hazakazaky ny sambo atosiky ny rivo-mahery mandiso ny fanombatombanana rehetra. |
Radical | 8 diso |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 mandiso, nadisom, sominda |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |