|
|
|
|

Entrée1  manempontsempotra
Partie du discours  2  verbe actif
Exemples  3  [2.5] Rivotra manempontsempotra nampihataka ahy taminy hatramin' ny fifampiarahabanay voalohany izany, ary inoako koa fa tsy miafina aminy ny fanalavirako ny ho eo anilany.
Radical  4  sempotsempotra

Mis à jour le 2024/12/07