|
|
|
|

Entrée1  manentsina
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lavaka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana.
4  [1.13] manisy zavatra hanampenana lavaka
Explications en français  5  [1.13] boucher
Exemples  6  [2.424#] Ny sakoitra ihany koa dia mety hiteraka asma, na manentsina ny tsinay
7  [2.4#] Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina.
Radical  8  tsentsina
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot manentsina

Anagrammes  16  manentsina, niantsenam

Mis à jour le 2025/01/21