Entrée | 1 maneritery |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en français |
3 [1.196] masser |
Exemples |
4 [2.59#65] ary izay zavatra maneritery anao, dia halalahiny. 5 [2.895#57] Nony torana teo aho ka efa saika hahazo aina dia injao tsaroako fa misy maneritery sy mamadibadika ahy tahak ny sanatria eo am-bavan' ny liona masiaka. 6 [1.369#] Tsy isalasalako fa ny ankamaroan' ny fihetsika mikaviavia sy ny fepetra maneritery dia avy amin' ny tsy fahafahana hanaiky fa tsy fantatsika ny maha olona ny hafa. |
Radical | 7 teritery |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |