Entrée | 1 manesitany |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
mandroaka olona tsy honina amin'ny toerana iray na maro 4 [1.1][manesi-tany] mampiala eo amin' ny tany iray |
Vocabulaire |
5 Politique |
Radical | 6 sesitany |
Anagrammes | 7 manesitany, nimatesany |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |