Entrée | 1 mangarom-bilany |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] mitsaba-bilany (ny mitsaba-bilany dia tsy fanaon' ny olona ary tena mahamenatra raha any an-tranon' olona fa mampiahiahy sao manisy mosavy) |
Mots élémentaires | 4 mangarona, vilany |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |