Entrée | 1 mangataka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe. |
Explications en anglais |
4 [1.2, 1.7] to beg 5 [1.2] to ask 6 [1.7] to ask for something |
Explications en français |
7 [1.8] demander; mendier |
Exemples |
8 [2.558] Kibo noana tsy mangataka andro. 9 [2.508] Koa mangataka olona aminao aho. 10 [2.314] Moa mety sa tsy mety ny mangataka amin' ny Razana? |
Radical | 11 hataka |
Morphologie |
|
Analogues | 16 mitalaho, mihanta, miangavy, mierina, mitosy, miangola, miangoty, mitambitamby, mivavaka, miambezo, mitofendro, mitampesona, mikonetaka, mifendrofendro, mitomany ambony fe, milela-paladia, mananty an-tanan-droa, manao hatapiso, manao hata-maso, manao hatak' adala |
Mots composés |
|
Proverbes | 32 Proverbes contenant le mot |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |