|
|
|
|

Teny iditra1 manipakipaka
Fototeny  2kipakipaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandroaka tsy mitondra roa, manifakifaka hihataka amin-katezerana. [1.1#625]
Fanazavàna teny frantsay  5Chasser, expulser, repousser, rejeter. [1.3#332]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10manakipakipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02