Entrée | 1 manjanaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza |
Explications en anglais |
4 [1.7] to put money out at interest |
Explications en français |
5 [1.3] prendre à intérêt 6 [1.8] prendre l'argent à intérêt |
Radical | 7 zanaka |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 mañanjaka, mananjaka, manjanaka |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |