|
|
|
|

Entrée1  manjopiaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1#465] (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopiaka ireo vakana ireo
(maso) Jambena: Manjopiaka ny maso raha mijery masoandro
4  [1.1#628] Manjelatra miserana: Mba fotsy manjopiaka itỳ rahona avy itỳ!
Explications en anglais  5  [1.7] to shine, to be brilliant; to be dazzled (of the eyes)
Explications en français  6  [1.8] briller, être éblouissant; être ébloui
Exemples  7  [2.470#] tany mazefatra sy milondolondo, noho ny bongo mitomandavana sy vorivory loha, noho ny ahimaitso mivoaly mainty midadasika, noho ny hazo midoroboka bontolontolo, - amin' ny kintana arivoarivo manjopiaka, moa va tsy enton' ny alina te-handravaka ny lanitra.
Radical  8  jopiaka
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Synonymes  12  manjopelaka, manjopelana
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11