|
|
|
|

Entrée1  marani-tsaina
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra
Exemples  4  [2.332#] nefa raha tsy mpianatra tena maranitsaina tokoa, dia tsy antonona ny hankany.
Mots élémentaires  5  maranitra, saina
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot marani-tsaina

Mis à jour le 2024/12/07