Entrée | 1 mialina andro |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] enti-milaza zavatra tehirizina na raharaha atao izay tsy vita androtry ny nanombohana azy fa mahatratra ny andro manaraka |
Exemples |
4 [2.643#] Tsy maintsy mandeha na tsara andro, ria ratsy andro, tsy mialinaandro koa mantsy ny taratasim-Bazaha, indrindra fa taratasi-miaramila. |
Mots élémentaires | 5 mialina, andro |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |