Entrée | 1 miantehitra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Miankina amy..., matoky: Miantehitra aminao aho momba ilay raharaha noresahiko taminao |
Explications en anglais |
4 [1.2] to confide in one implicitly, to trust to, to venture on. |
Exemples |
5 [2.5] miantehitra be loatra amin' ny mamba ny vinanin' ise, ary nefa tsy misy io biby io ny lovantsofina ambaniandro tsy nanadino ny sira. |
Radical | 6 antehitra |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |