Entrée | 1 midangana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin' ny vary azon' ny mbola misy ray volana vao fararano 4 [1.13] misondrotra mihoatra ny tokony ho izy, mihoapampana |
Explications en français |
5 [1.13] élevé |
Radical | 6 dangana |
Anagrammes | 7 andaingam, idanganam, mandainga, mandaingà, midangana, nangadiam |
Mis à jour le 2025/04/30 |
![]() |