Entrée | 1 midinika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo |
Explications en anglais |
4 [1.2] to converse secretly, to talk over affairs minutely and singly 5 [1.7] to examine something together, to counsel together |
Explications en français |
6 [1.8] examiner ensemble, prendre conseil ensemble: |
Exemples |
7 [2.472] Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo. |
Radical | 8 dinika |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |