Entrée | 1 midorehitra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] (izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be a bright flaming red |
Explications en français |
5 [1.8] être rouge comme le feu |
Exemples |
6 [2.470] Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; 7 [2.583] Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana |
Radical | 8 dorehitra |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |