|
|
|
|

Entrée1  mifanakaikikaiky
Partie du discours  2  verbe actif
Allégation  3  sahala [1.1]
Exemples  4  [1.38] Ny fizarana ny iray volana ho herinandro efatra samy miafara amin' ny andro fahafilo, araka ny fanaon' ny Babyloniana, dia mifanahatahaka sy mifanakaikikaiky amin' ny fotoana ananan' ny volana ny endrika efatra (phases) eo amin' ny fiovaovany, dia ny isinam-bolana, ny tsinan-kerinandro (vakindoso), ny fenomanana, ary ny roatokombolana.
Radical  5  akaikikaiky

Mis à jour le 2024/12/11