|
|
|
|

Entrée1  mifanaraka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao
Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra
Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony
Explications en anglais  4  [1.7] to agree
Explications en français  5  [1.8] être d'accord, s'entendre
Exemples  6  [2.470] Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia.
7  [2.472] Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony.
8  [2.48] Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana:
Radical  9  araka
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mifanaraka

Anagrammes  17  fanamarika, fikaramana, mifanaraka

Mis à jour le 2025/01/21