|
|
|
|

Entrée1  mifanjohy
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mifanarakaraka mifanao aloha sy aoriana; miaraka lava eny: Nifanjohy ela teny izy roa talohan' ny hivadiany
Mifanenjika: Nifanjohy ny polisy sy ilay mpangalatra
Radical  4  zohy
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8  hifamonjy, hojinifam, mifanjohy

Mis à jour le 2025/01/21