Entrée | 1 mifankahalala |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany: Mifankahalala tsara izaho sy Rakoto |
Exemples |
4 [2.470] Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy. 5 [2.472] asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any ho any na tsia. |
Radical | 6 lala |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |