|
|
|
|

Entrée1  mifankazatra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara
Explications en français  4  [1.3#869] être accoutumé l’un avec l’autre, être familier l’un avec l’autre, se familiariser: Mifankazatra indrindra izy roalahy (Ces deux individus sont très familiers entre eux) ~ Aza mifankazatra amin’ ny olona rehetra (Ne vous familiarisez pas avec tout le monde)
Exemples  5  [2.285#] Be dia be ny teny iraisana, ka raha vao mifankazatra kely dia mety mifankahazo hevitra;
6  [2.296#] Dia mbola mifankazatra sy mifampitsimbim-pihavanana tahaka ny samy mbola miara-belona: saingy
Radical  7  zatra
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11