|
|
|
|

Entrée1  mifofofofo
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mandrivotra fatratra
Explications en anglais  4  [1.7] to blow hard
Explications en français  5  [1.3#178] Souffler fortement
fig. travailler vigoureusement, être en fureur
6  [1.8] souffler fort
Exemples  7  [2.324] nifofofofo ny rivotra tamin'io takariva io, ka hoatry ny milaza amin-dRazaimalala, fa anio dia anio ihany no fara andro ihetsehan'ny fofonain-dRandrianaivo.
Radical  8  fofofofo
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Analogues  12  miasa, miezaka mafy
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11