|
|
|
|

Entrée1  mifoka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara
Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio
Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina
Explications en anglais  4  [1.7] to breathe in, to absorb; to smoke tobbacco
Explications en français  5  [1.8] aspirer; absorber; fumer
Exemples  6  [2.4#] Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro.
Radical  7  foka
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  14  fakoim, famoky, fokaim, mafiko, mifako, mifoka

Mis à jour le 2025/01/21