|
|
|
|

Entrée1  miforitra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka
Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry
Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra
Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby
Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra
Explications en anglais  4  [1.2] Folded, turned down.
5  [1.7] to be folded
Explications en français  6  [1.8] être plié
Radical  7  foritra
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11