|
|
|
|

Entrée1  mihanjaka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana
Jereo mitanjaka
Exemples  4  [2.472] Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana.
Radical  5  hanjaka
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Mis à jour le 2025/02/02