Entrée | 1 miisalahy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mifarimbona amin' ny asa iray ka mitovy ny anjara raisin amin' izany: Ny angatahina amintsika rehetra dia ny hiisalahy amin' ity raharaha ity |
Radical | 4 isalahy |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |