|
|
|
|

Entrée1  mijaingy
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao
Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany
Radical  4  jaingy
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Synonymes  8  mijaingijaingy

Mis à jour le 2024/12/11