Entrée | 1 mijoretra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa mijoretra hatry ny omaly |
Radical | 4 joretra |
Morphologie |
|
Synonymes | 8 manjoretra |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |