Entrée | 1 mikofoka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erỳ ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany |
Radical | 4 kofoka |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 mikofokofoka |
Analogues | 10 mikopokopoka, mitsikorofoka, mipelipelika |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |