Entrée | 1 milafika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io |
Explications en anglais |
4 [1.7] to have a mat under; to stay on in someone's house |
Explications en français |
5 [1.8] avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens |
Exemples |
6 [2.113#] Trano zozoro milafika tsihy madinika no nitoerana. 7 [2.587#] Hitantsika amin' ny taratasy anefa, fa efa milafika eto an-tanàna ireo fahavalo; |
Radical | 8 lafika |
Morphologie |
|
Analogues | 13 mifantsika, mimaso, mikely aina |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |