Entrée | 1 miofy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manala hoditra voankazo; mivaofy, manala kirany: Ny olona fadiranovana no miofy voankazo amin' ny vava. |
Explications en anglais |
4 [1.2] to peel, to scale, to skin. |
Radical | 5 ofy |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 miofo |
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 mifoy, miofy |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |